Ekar Md Laurent Alasora

Ekar Md Laurent Alasora

Fankalazana ny faha 15 taonan'i Hazavana

Notontosaina anio faha 28 oktobra ny fankalazana ny tsingerin-taona faha 15 ny antoko mpihira zandriny "Hazavana" teto amin'ny fiangonana Md Laurent Alasora.

 

Tamin'ny alalan'ny sorona masina no nanatanterahana izany, ary nizaràna mari-pakasitrahana sy fahatsiarovana ary fiaraha-misakafo notanterahin'ireo mpikambana ihany.

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 



28/10/2012

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 4 autres membres