Ekar Md Laurent Alasora

Ekar Md Laurent Alasora

Hasina sy Feon'ny Fanantenana Alasora

Antoko mpihira zandriny Hasina sy Feon'ny Fanantenana na Fahazavana Alasora

 

Jereo eto ny santionan'ny sangan'asa : "Handray anao""

 

 

Vaovao samihafa : Nivoaka ny raki-kira "TOMPOKO SY ANDRIAMANITRO"

 

Efa hita any amin'ireo toerana manokana amin'izao fotoana izao ny raki-kira navoakan'i antoko mpihira "HAZAVANA" na ny antoko mpihira Hasina sy Feon'ny Fanantenana teo aloha.

Raki-kira misy an'ireo hira 12 noforonin'andriamatoa Thierry Rabary. Raki-kira voalohany namoahany an'ireo sangan'asa voafantina nandritra ny 16 taona namoronany hira,  ny  feon'ireo 31 mianadahy ao amin'ny Hazavana no narindra mba hirakitra an'ireo kanto midera an'ilay nahary izao tontolo izao, izay raha fintinina dia fampirisihana ny rehetra hivavaka no sady natao amin'ny ngadona malagasy.

 



16/10/2012

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 4 autres membres