Ekar Md Laurent Alasora

Ekar Md Laurent Alasora


Fianakaviana mino sy mivelona amin'ny fitiavan'Andriamanitra no mandrafitra ny fiangonana fiombonana

 

St laurent final.JPG

 

   Fankalazana ny faha 40 taona

 

   Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy omaly alahady 23 fébroary 2014 ny taom-pankalazàna ny faha 40 taona ny nanorenan'i Kardinaly Jerôme Rakotomalala ny fiangonana Tranovato Md Laurent Alasora. (1974-2014). 

Taom-pankalazàna samihafa tamin'ny faha 140 taona niorenan'ny Fiangonana Md Laurent teto Alasora tamin'ny 1873 (nanomboka teo Ilalina ka hatraty Ambohinierenana amin'izao fotoana izao).

Ny teny Faneva amin'izany fankalazàna ny faha 40 taona izany dia ny hoe :

" Mikeleza aina hitàna ny firaisam-po amam-panahy akamban'ny fihavanana" Efez 4, 3

Ho Voninahitrao Andriamanitra irery ihany anie no nanorenana ny Fiangonana.

Mankasitraka

 

 

 Vaovao farany : 

Notontosaina omaly 06 aprily ny fifidianana ny filohan'ny filan-kevitra vaovao hiasa mandritra ny 3 taona manaraka eto amin'ny fiangonantsika.

Andriamatoa Frantsy Laurent avy ao @ faritra Md Augustin Ambatomalaza no lany filoha voalohany tamin'izany.

Dia mirary fahombiazana tanteraka ho azy isika.

 

 

 

 


  

Lakroan'i Madagasikara  Ecar Antananarivo  Congrégation Rédemptoriste  Université Catholique UCM  Rasoamanarivo Victoire  Vatsim-panahy Katolika  Fiangonana Katolika Malagasy Paris  Radio Don Bosco