Ekar Md Laurent Alasora

Ekar Md Laurent Alasora

Ireo pretra nanorina sy niasa teto amin'ny fiangonana Md laurent

Ireo pretra niasa teto Alasora :

- 1872-1873 : Mompera Gauchy (nitarika ny mpino teo Ambohipeno)
- 1873 : Mompera Gros (nanangana ny Fiangonana voalohany teo Ilalina)
- 1874 : Mompera Limozin (nanorina ny Fiangonana teo Ambohinierenana)
- 1877 : Mompera Callet
- 1887 : Mompera Thomas sy Mompera Labastre
- 1888-1895 : Mompera Alphonse Taix miampy an'i Mompera Capoue sy Mompera Poulauges satria niroboro ny fiangonana sy ny sekoly. Tonga nanampy avy eo i Mompera Jepu ny 1893. Teo ihany koa i Mompera Batu (1894) izay nanampy an'i Mompera Taix noho izy efa antitra, saingy maty tampoka i Mompera Batu
- 1895-1909 : Mompera Ravaille sy Mompera Cazet no nifamdimby teo
- 1910-1912 : Mompera Bardont sy Mompera Castel ary Mompera Athanase
- 1913-1920 : Mompera de la Giroday
- 1919 : Mompera Emile Coudanes (Supérieur tao Andohalo) nisolo toerana ny Mompera Giroday nandeha nitsabo tena tany an-dafy.
- 1920 : Mompera Krol no nanampy sy nisolo ny Supérieur. Maty tmain'io fotoana io i Mompera Giroday.
- 1921 : Mompera Perhil
- 1925-1928 : Mompera Jean Baptiste Razafintsalama
- 1929-1939 : Mompera Falguerette
- ???
- 1955-1959 : Mompera Thomas
- 1960 Mompera Raymondo
- 1963-1972 : Mompera Barthélémy Razafintsalama
- 1973 : Mompera Raymond Razakarivony
- 1975-1977 : Mompera Pierre Razanakoto, nampian'ny Mompera Bruno Hubs
- 1978 : Mompera Justin Rakoto
- 1979 - 1980 : Vincent Rakotozoely
- 1980-1981 : Mompera Pietro Ganapîni nampian'i Mompera Achille Valsechi
- 1981-1984 : Mompera Gerard Chene nampian'i Mompera Roptin sy Mompera Vincent Chopart
- 1985-1989 : Pierre Pochon nampian'i Mompera Vincent Rakotozoely sy Augustin R.
- 1989 : Mompera Théophile Rabetokotany
- 1989-1995 : Vincent Martone nampian'i Mompera Antonino Pascale sy Mompera François La Ruffa. Ny 1992 : Mompera Danielo (nanorina trano sekoly sy dispensera miaraka @ fikambanana Amici Terzo Mondo sy ny fikambanana Redemptorista).
- 1999 : Mompera Vincent Sparavigna nampian'ny Mompera Antonino Pascale
- 2000-2001 : Mompera Be Emmanuel
- 2002 : Mompera Tsimanarisoa Pascal
- 2004-2008 : Mompera Antonino Pascale
- 2008-2009 : Mompera Michel Tombofeno
- 2010-2011 : Mompera Alexandre Honoré Rajaonarison
- 2011- : Mompera Aubin Zacharie Rafidiarisoa


16/10/2012

A découvrir aussi


Inscrivez-vous au blog

Soyez prévenu par email des prochaines mises à jour

Rejoignez les 4 autres membres